Entrée miriaria (riaria)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mikarenjy sy milalao amin-kafaliana: Miriaria eran' ny ala ny voron-kely [Rajemisa 1985]
Morphologie 
miriaria
niriaria
hiriaria
miriariava
Exemples 
1Nohafatrafarany mba hivavaka tsara ho an-drainy izy ireo mba hiarahany miriaria aminy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 61]
2Nahoana no tsy itiavanao hiara-miriaria amiko? [Andriamalala: Zazavavindrano]

Mis à jour le 2020/07/31