Entrée |
akotry
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Voam-bary tsy voatoto; ny vary tsy afa-kodiny: Be akotry izany vary izany [1.1]
|
Explications en anglais | Rice in the husk, paddy rice. [1.2]
|
| Paddy or unhulled rice [1.7]
|
Explications en français | Riz en cosse, paddy [1.8]
|
| Grain de riz, Oryza sativa L. (Poaceae), encore enveloppé de ses glumes ; "paddy".
Voir
vary
[1.196]
|
Nom scientifique | Oryza sativa |
Exemples | Nitondra vary akotry avy any aminy avy ny olona.
[2.472]
|
Vocabulaire |
Mots composés |
|
Proverbes |
|