Entrée tiorka
Partie du discours nom ou adjectif
Explications en malgache Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Torkia: Fanoharana ny hoe "matanjaka tahaka ny Tiorka"
Mikasika an' i Torkia, an' i Torkia, na avy any Torkia: Izany Mustapha Kémal izany no nanavao sy nanatsara ny fitondram-panjakana tiorka [1.1]
Vocabulaire 
Origine Français: turc.

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31