|
|
|
|

Teny iditra1  eran' akotry
Singan-teny  2 erana, 3 akotry
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 kely bitika, variraiventy: Aza manantena inona amin' ny fananako ialahy, ry Bema, tsy hahita eran' akotry ialahy akory [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12