Entrée otrika
Partie du discours nom
Explications en malgache Fitahirizana vain' afo ao anaty lavenona; fametrahana ny voankazo amin' ny toerana mafana mba hanamasaka azy haingana; fitahirizana, fierena, famitsahan' ny miaramila. [1.1]
Explications en français  [Merina] Action de faire mûrir les fruits, surtout les bananes, en les exposant à la chaleur dégagée par un feu étouffé. Exemple : Aotreo ao an-davaka ireo akondro ireo = faites mûrir ces bananes en les chauffant dans un trou (Malzac). On creuse généralement à cet effet un trou dans un talus latéritique. [1.196]
Vocabulaire 
Morphologie 
otrika
otriko
otrikao
otriny
otritsika
otrikay
otrikareo
otrik'
otri-
otriky
Dérivés 
Proverbes 

Entrée otrika
Partie du discours nom
Explications en anglais an ambush [1.7]
Explications en français embuscade [1.8]
Dérivés 
Mots composés 
Analogues  otrikaretina
Proverbes 

Entrée otrika
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazam-borona andrano mitovitovy habe amin' ny akoho [1.1]
Explications en français petite poule d'eau [1.54]
Vocabulaire 
Exemples Ary izao koa no fomba ny heniheny dia azo angalana laoka hafa indray hihinanana vary, fa eo ny voronandrano, sy ny vano-fotsy, sy ny vanomainty, sy ny vorompotsy, sy ny talevana, sy ny angaka, sy ny arosy na haralahy, sy ny faralambotra, sy ny fotsielatra, sy ny kitanotano, sy ny tsiriry, sy ny vivy, sy ny otrika. [2.48]

Anagrammes rotika, tiorka, trioka, akotry, ikotra, itroka, karoty, kitrao, kotria, okitra

Mis à jour le 2021/04/19