Entrée | 1 ronono |
Mots élémentaires | 2 ro, nono |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Tsiranorano fotsifotsy amin' ny nonon' olona na ny tohatr' omby ka iveloman' ny zaza sy ny zanak' omby [1.1] |
Explications en anglais |
5 [ro, sauce.] milk [1.2] 6 milk [1.7] |
Explications en français |
7 lait [1.8] |
Exemples |
8 Mihabe ronono ny tohatr' ombivavy nosarahina tamin-janany. [2.470] 9 Aiza moa izay hividianana ronono hanampy ny sakafony! [2.472] |
Vocabulaire |
10 Economie: alimentation |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Toponymes |
|
Article |
36 Randzavola: ronono ao amin' ny Baiboly |
Mis à jour le 2023/06/20 |