Entrée | 1 ronono |
Partie du discours | 2 nom |
Dérivés |
|
Vocabulaire |
4 Economie: alimentation |
Explications en malgache |
5 Tsiranorano fotsifotsy amin' ny nonon' olona na ny tohatr' omby ka iveloman' ny zaza sy ny zanak' omby [1.1] |
Explications en anglais |
6 [ro, sauce.] milk [1.2] 7 milk [1.7] |
Explications en français |
8 lait [1.8] |
Exemples |
9 Mihabe ronono ny tohatr' ombivavy nosarahina tamin-janany. [2.470] 10 Aiza moa izay hividianana ronono hanampy ny sakafony! [2.472] |
Mots élémentaires | 11 ro, nono |
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Toponymes |
|
Proverbes | 22 Proverbes contenant le mot ronono |
Article |
23 Randzavola: ronono ao amin' ny Baiboly |
Mis à jour le 2023/06/20 |