Entrée zavona
Partie du discours nom
Explications en malgache Fitangoronam-bovo-drano matevina mitorajofo amin' ny maraina na ny hariva eny amin' ny habakabaka, akaikin' ny tany kokoa noho ny rahona, ka mazàna misafosafo eny an-tampon' ny tendrombohitra: Amin' ny sivy eo ho eo vao misava ny zavona. [1.1]
Explications en anglais mist, fog [1.7]
Explications en français brouillard [1.3, 1.8]
 brume [1.8]
Vocabulaire 
Morphologie 
zavona
zavoko
zavonao
zavony
zavontsika
zavonay
zavonareo
zavon'
zavon-
zavom-
zavo-
-javona
-javoko
-javonao
-javony
-javontsika
-javonay
-javonareo
-javon'
-javon-
-javom-
-javo-
Dérivés 
Mots composés 
Toponymes 
Exemples 
1Zavona fotsy no isatrohany matetika. [2.499]
2Efa levona tsy hita intsony ny zavona; [2.324]
3Ndrisy, toa rahona sy zavona mihelina tokoa mantsy ireny. [2.470]
Proverbes 

Anagrammes vazano

Mis à jour le 2020/07/31