Entrée fanjavonana (zavona)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fotoana fisian' ny zavona; fisian' ny zavona: Anisan' ny tokony hampitandrina ny mpitondra fiara ny fanjavonana
¶ Fandosirana na tsy fahitana olona na zavatra foana eo: Zava-mahatalanjona ahy ny fanjavonan' ny bokiko teto ambony latabatra [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31