Entrée zafimpaladia (zafy, faladia)
Partie du discours nom
Définition malgache [ zafim-paladia ] zanaky ny zafin-kitrokely na taranaka fahenina [Rajemisa 1985]
 taranaka fahenina, zanaky ny zafinkitrokely [Akademia 2005]
Définition française [ zafim-paladia ] la sixième génération [Abinal 1888]
 [ zafim-paladia ] descendants à la sixième génération [Rajaonarimanana 1995]
 sixième génération [Rajemisa: Vakoka]
Vocabulaire 
Morphologie 
zafimpaladia
zafimpaladiako
zafimpaladianao
zafimpaladiany
zafimpaladiantsika
zafimpaladianay
zafimpaladianareo
zafimpaladian'
zafimpaladian-
zafimpaladiam-
-jafimpaladia
-jafimpaladiako
-jafimpaladianao
-jafimpaladiany
-jafimpaladiantsika
-jafimpaladianay
-jafimpaladianareo
-jafimpaladian'
-jafimpaladian-
-jafimpaladiam-
Exemples Moa tsy mbola izy ihany, na dia zafimpaladiany aza? [Andriamalala: Zazavavindrano, page 30]

Mis à jour le 2020/07/31