Entrée faladia
Partie du discours nom
Définition malgache ny fanambanin' ny tongotra izay mandia tany [Rajemisa 1985]
Définition anglaise the sole of the foot. Compare felatanana [Richardson 1885]
 the sole of the foot or of a shoe [Hallanger 1973]
Définition française semelle du pied ou d'un soulier [Hallanger 1974]
Mots composés, titres, noms 
Exemples Tsy niresaka izy roa lahy teny an-dalana, ary nanao kiraro faladia fingotra, ka izany no tsy naharenesako azy. [Andraina: I Vola, page 46]
Citations 

2015/05/01