Entrée zafy
Partie du discours nom
Explications en malgache Zanaky ny zanaka, na taranaka faharoa (ny zanaka no voalohany): Matetika no manahaka ny raibe, hono, ny zafy
¶ Taranaka: Zafin' ny mpanjaka Andrianampoinimerina izy [1.1]
Explications en anglais A grandchild, a descendant. Often used in forming proper names, or as a prefix to tribal names [1.2]
 a grandchild [1.7]
Explications en français petit-fils, petite-fille [1.54]
 Petits-fils, petites-filles, descendants [1.3]
 petit-enfant [1.8]
Vocabulaire 
Dérivés 
Mots composés 
Toponymes 
Exemples Hisy zafy maniry tandroka anie ny zanaky ialahy! [2.48]
Proverbes 

Mis à jour le 2020/07/31