|
|
|
|

Entrée1  voromailala
Mots élémentaires  2  vorona, 3  mahay, 4  lala
Partie du discours  5  nom
Explications en malgache  6  [voromahailala] Vorona mpihinam-boan-javamaniry ary fatra-pivelona miaraka, tsara hena ka ompian' ny olona. (Mahavita lalana lavitra ny Voromahailala ary afaka miverina amin' ny toerana nialany indray; avy amin' izany no nahatonga ny anarany (mahay lalana) [1.1]
7  vorona mpihinana voan-javamaniry mora tamana amina andiany hafa, tsara hena sad mahafinaritra ny mijery azy manao andiany ka ompian'ny olona [1.62]
Explications en anglais  8  a dove, a pigeon [1.2]
Explications en français  9  [voromahailala] pigeon, colombe [1.3]
10  pigeon [1.54]
Exemples  11  Nefa hatao inona moa no nividianana ireo lafo, na bitro na voromailala na bolidaogy. [1.437#]
Vocabulaire  12  Zoologie: oiseaux
Autres orthographes  13  voromahailala
Analogues  14  domohina, limohy, pakatova
Article  15  Randzavola: voromailala ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2025/10/11