|
|
|
|

Entrée (1/2)1  volavola
Partie du discours  2  nom
Radical  3  vola
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  12  [1.1] Varimasaka atao boribory mba hoentina hatao vatsy rehefa misy dia lavitra haleha: Volavolam-bary
Explications en anglais  13  [1.7] cooked rice made into a ball for a journey
Explications en français  14  [1.8] riz cuit mis en boules pour un voyage
Analogues  15  vinavina

Entrée (2/2)16  volavola
Partie du discours  17  nom
Radical  18  vola
Tous les mots composés 
Explications en malgache  21  [1.1] Enti-milaza zavatra kasaina na ampoizina hatao: Nanana volavolan-dalàna ny fanjakana
Explications en français  22  [1.13] projet; conception
Exemples  23  [1.320#] Ny volavola na tolokevitra fanitsiana dia tsy maintsy ankatoavin' ny telo ampahaefatry ny mpikambana ao amin' ny Antenimierampirenena sy ny Antenimierandoholona.

Anagrammes  24  lavavolo, lavolavo, lovalova, valovalo, volavola

Mis à jour le 2025/08/10