|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vinavina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tombantombana, fisainana na tetika ara-keviny fotsiny momba ny zavatra iray, izay tsy lavitra ny tena marina: Anaovy vinavina kely, ange, ny ho laniko amin' ny fanamboarana to trano io
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a conjecture
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 conjecture, estimation
[1.8] 6 pronostic; devis; estimation; prévision, projet [1.13] |
| Ohatra |
7 Tena manahirana azy ny manao vinavina eo anoloan' ny rivotra fotsiny tahaka izany.
[1.317#]
8 Efa voalaza hatramin' ny vinavina hanangana Antenimiera roa ahitana mpikambana 600 mihitsy aza. [4.27#] |
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 21 volavola |
| Kamban-teny rehetra | 22 Fikambanana 6 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 23 vanivany, vinavina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|