|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  maminavina
Fototeny  2 vinavina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manombana: Ohatrinona ny volanao very raha naminavina ny fatiantokao ianao? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to evaluate, to estimate [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 évaluer [1.8]
Ohatra  7  Bina kosa, mivadibadika tsy mahita tory, maminavina sahady izay hanaovany ny tokantranon' izy sy Ikemba raha afaka herintaona any! [2.499#]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)12  maminavinà
Fototeny  13 vinavina
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao maminavina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  maminavina, maminavinà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21