|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mamolavola
Fototeny  2 volavola
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manao ho boribory ohatra ny volavola:Namolavola vary masaka / Litamba ho haniny rehefa ovy nianatra izy
5 Mikarakara, manolokolo: Izy ihany no namoiavola anay tamin' ny fahatanoranay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to make into a ball;
7 to work clay; to work over ideas [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 mettre en boule;
9 travailler et façonner l'argile; préparer
10 les idées [1.8]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)15  mamolavolà
Fototeny  16 volavola
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamolavola [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mamolavola, mamolavolà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21