|
|
|
|

Teny iditra1 volavolaina
Fototeny  2volavola
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atao boribory ohatra ny volavola: Novolavolainy ny fetadia nataony sarin' omby.
5Eritreretina, alaina ambony alaina ambany, avadibadika: Efa novolavolainao tsara ve izany fikasanao izany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be formed into a ball; to be worked (of clay); to be worked over (of ideas or projects). [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7qu'on forme en boule; qu'on pétrit (se dit de l'argile): (idées ou projets) qu'on prépare. [1.8]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02