|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 volamena |
| Singan-teny | 2 vola, 3 mena |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 karazana metaly anisan'ireo antsoina hoe "sarobidy":
6 mavomena mamiratra ny volony, mavsan-danja izy, azo hanifisina faran'izay kely 7 ary tsy mety miova fenitra na oviana na oviana: 8 ireo toetrany rehetra ireo no nahatonga azy hanaovana firavaka sarobidy 9 isan-karazany sy ho fototry ny sandam-bola miasa eran-tany; 10 misy karazany roa ny volamena: ny volamena maitso sy mena. [1.1] 11 karazana metaly sarobidy mavo na fotsy na mena [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12 gold
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 or. Associé au monde du ciel
[Tanala]
[1.6] 14 or [1.3, 1.8, 1.13] 15 or (métal) [1.5] |
| Isam-pirenena |
16 Au
[3.1] |
| Ohatra |
17 Misy toerana ihadiam-bolafotsy, misy toerana fanadiovam-bolamena
[2.996]
18 Randra-madinika no nanaovany ny volony ary kavina volamena kely izay no nitevika ny sofiny. [2.470] 19 Raha misy ady mipoaka, hoy aho, mba misondro-bidy koa ny volamena sy ny vatosoa. [2.471] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 22 Simia |
| Ohabolana | 23 Ohabolana misy io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
24 Fisokajiana miherina |
| Lahatsoratra | 25 Randzavola: volamena ao amin' ny Baiboly (=> mpanefy metaly) |
| Fivaditsoratra | 26 valomena, volamena |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|