Entrée varotra tsy miverim-bodiondry (varotra, verina, vody, ondry)
Partie du discours expression
Définition malgache varotra entana nanomezana vola mialoha ho fandraiketam-barotra, ka raha tahiny tsy raikitra ny varotra any aoriana, dia lany maina iny vola iny fa tsy averin' ilay olona tompon' entana intsony [Rajemisa 1985]

2012/04/18