|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 varotra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fanakalozan-javatra amin' ny vola, hitadiavantombony: Lasa nanao varotra any an-tsiraka izy
4 Entana amidy: Aza hitsahinao ity varotr' olona. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 selling, trade, commerce
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 vente, commerce
[1.3, 1.8, 1.13] 7 négoce, trafic, marchandise [1.3] |
| Ohatra |
8 Dia niresaka momba ny varotra sy ny vidin-javatra izy mivady.
[2.470]
9 Ny fanambadiam-varotra|barotra|baro-varotra|barotra|baro, ny varotra|barotra|baro misy rahateo. [2.48] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 22 Toe-karena: (amin' ny ankapobeny) |
| Kamban-teny rehetra | 23 Fikambanana 63 amin' io teny io |
| Ohabolana | 24 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 25 Randzavola: varotra ao amin' ny Baiboly |
| Teny iditra (2/2) | 26 varotra |
| Sokajin-teny | 27 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
28 (déformation de voarotra). Eugenia jambolana Lam. (Myrtaceae). Parfois aussi Eugenia jambosa L. ; les deux espèces sont introduites, mais se sont largement naturalisées. Arbres à fruits comestibles.
[Betsimisaraka]
[1.196] |
| Voambolana | 29 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 32 ravatro, varotra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|