|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsindrona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fandoahana na famelezana amin' ny lohanjavatra maranitra: Ny tsindron' ny paingotra
4 Fitsaboana amin' ny fampidirana ranom-panafody amin' ny tena amin' ny alalan' ny fanjaitra misy loaka: Ny tsindrona no nahasitrana azy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 the act of pricking
6 a hypodermic injection [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 action de piquer
8 piqûre de médicament [1.8] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 30 Fahasalamana |
| Kamban-teny rehetra | 31 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 32 Tsindrano, tsindrano, tsindrona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|