|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manindrona
Fototeny  2 tsindrona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandoaka na mamely amin' ny lohanjava-maranitra, manilo: Manindrona ny paingotra
5 Manatrobaka amin' ny fanjaitra loaka misy fidiran' ny ranompanafody: Tsy mahay manindrona io mpitsabo io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to prick, to goad; to give a hypodermic injection [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 piquer; donner un médicament par piqûre [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)12  manindròna
Fototeny  13 tsindrona
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manindrona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  manindròna, manindrona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21