|
|
|
|

Teny iditra1  fanindronana
Fototeny  2 tsindrona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fandoahana na famelezana amin' ny lohan-java-maranitra; fanatrobahana amin' ny fanjaitra loaka fidiran' ny ranom-panafody [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 L’action de piquer, de percer, de transpercer, l’instrument [1.3#776]
Ohatra  6  Ny tenin' ny hendry dia toy ny fanindronana omby; [2.996#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12