|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 atsindrona |
| Fototeny | 2 tsindrona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Entina manindrona
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 Used of that employed to pierce or goad with
[1.2#704] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Ce avec quoi on pique, on perce
[1.3#776] |
| Ohatra |
7 atsindrona ny marary ny fanafody.
[2.117#]
8 Ny ranon' erika arahim-pasika mifafy eny amin' ny hoditra, dia toy ny fanjaitra arivoarivo atsindrona ny tena, ary ny fifetaky ny akanjo vonton' ny orana mifangaro sira dia nampangatsiaka hatramin' ny taolana. [2.5#] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | atsindrona, 13 tsindroana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|