|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  tsatoka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fijoroana tsy mihetsika; fampijoroana sy fandentehana zavatra tsy hihetsiketsika. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 fixité, immobilité, stabilité [1.3#755]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  20  Fikambanana 10 amin' io teny io

Teny iditra (2/5)21  tsatoka
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny malagasy  23 Tsato-kazo lehibe marani-doha atao hanohana tsato-kazo kely madinika mba hisakanana ny rano na hiarovana ny fefiloha tsy ho vaky
24 Fanekena handoa vola amboniny raha tsy voaloa amin' ny fotoanany ny vola tsy maintsy haloa, na koa vola omena hatao antoka amin' ny vola tokony haloa, ka very maina io raha diso ny paik' andro tokony handoavana ilay vola. [1.1]
Ohatra  25  Mitazona ny bainga tsy ho lasan' ny rano ny rantsan-kazo sy ny tsatoka. [2.445#51]
Kamban-teny rehetra  26 manao tsatòka
Lahatsoratra  27 Randzavola: tsatoka ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (3/5)28  tsaka
Sokajin-teny  29  anarana
Fanazavàna teny malagasy  30 Vala kely hazo, misy varavarana mihantona mora milatsaka raha vao voatohina, ataon' ny olona ho famandriham-biby, toy ny lambo [1.1]

Teny iditra (4/5)31  tsatoka
Sokajin-teny  32  anarana
Fanazavàna teny frantsay  33 broche, piquet [1.13]
Voambolana  34  Haitao

Teny iditra (5/5)35  tsatoka
Sokajin-teny  36  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  37 antonona [Tanosy] [1.78]

Fivaditsoratra  tsatòka, tsatoka, 38 tsotaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21