|
|
|
|

Teny iditra1  atsatoka
Fototeny  2 tsatoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Ajoro, alentika tsy afa-mihetsika: Atsatohy eto ny tahon-tsaina
5 Ilaozana ka avala hiandry eo: Loza no nafitsok' i Berna fa natsatony teo foana aho nandritra ny antsasak' adiny [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  atsatoka, 10 atsotaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12