|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsatohana |
| Fototeny | 2 tsatoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Asiana (zavatra) mijoro tsy mihetsika, lentehana, joroana: Notsatohana hazo lava iray teo afovoan' ny tokotany
5 Asiana, anaovana (teny) hantitra sy maharary: Notsatohako teny kely ny anao lahy ka niondrika tsy nahateny [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | tsatohana, 10 tsotahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|