|
|
|
|

Teny iditra1  fitsatohana
Fototeny  2 tsatoka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fidirana sady filentehana ao anaty zavatra: Ny fitsatohan' ny antsy eo amin' ny tendan' ny omby
5 Filentehana miraikitra tsy afa-mihetsika: Ny tsy fitsatohan' itỳ andry itỳ tsara no mampihozongozona azy
6 Fijoroana tsy mihetsika na fijaridinana, fijanonana ela miandry: Sorena aoka izany aho tom in' ny fitsatohako teo amoron-dalana adiny iray maninjitra niandry anao [1.1]

Fivaditsoratra  fitsatohana, 7 fitsotahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12