|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fitsatoka |
| Fototeny | 2 tsatoka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Toetran' ny zavatra mitsatoka, izany hoe milentika miraikitra tsy afa-mihetsika
[1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 5 fitsatoka |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 aplomb
[1.13] |
| Tovy hevitra | 8 fijoro |
| Fivaditsoratra | fitsatoka, 9 fitsotaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|