|
|
|
|

Entrée (1/2)1  tsaramaso
Mots élémentaires  2  tsara, maso
Partie du discours  3  nom
Vocabulaire  4  Zoologie: oiseaux
Synonymes  5  mangimike, pariamaso, ramanjereke, siay, soy, sitaromaso

Entrée (2/2)6  tsaramaso
Mots élémentaires  7  tsara, maso
Partie du discours  8  nom
Vocabulaire  9  Botanique
Explications en malgache  10  Karazan' anana fihinam-boa ka misy fomba roa no ihinanana io voany io: na mbola tanora izy ka ao anaty hodi-boany no andrahoina (tsaramaso tanora no fiantso azy amin' izay), na efa voany matoy iena na maina, ka andrahoina alana amin' ny hodiny [1.1]
Explications en anglais  11  beans [1.7]
Explications en français  12  haricot [1.8]
13  (de tsara : beau ; et maso : oeil ; la graine brillante et colorée est comparée à un oeil). Phaseolus vulgaris L. (Fabaceae). Le Haricot introduit et cultivé. Nom et identité dans le Dictionnaire de Malzac. On appelle tsaramasomaitso les haricots verts ; tandis que les haricots en graines consommés frais s'appellent tsaramaso tanora (haricots » jeunes »). D'après J. Lombard, ASSEMI, 7, n° 4 (1976) p. 96, note 137, dans le Menabe Sakalava on distingue trois variétés de haricots ou tsaramaso, dénommés respectivement mena (à grains rouges), fotsy (à grains blancs) et vanda (moucheté). [Sihanaka] [1.196]
[Merina]
[Betsileo]
[Sakalava]
Exemples  14  Sosohana tsaramaso eny anelanelan' ny katsaka. [2.445#91]
15  Tonga reniny ka nandraoka ny tsaramaso indray; [2.69#77]
16  Volena avokoa na vary na katsaka na tsaramaso. [2.117#21]
Synonymes  17  kimesamesa
Phytonymes 
Nom scientifique 
Proverbes  20  Proverbes contenant le mot tsaramaso
Article  21  Randzavola: tsaramaso ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2023/08/21