Entrée soy
Partie du discours nom
Définition malgache Anaram-boronkely mahafinaritra misy karazany efatra: soikely, ny kely indrindra aminy; ny soimanga, ny tsara tarehy indrindra, ny soimainty ary ny soilomotra, mavo manopy maitso [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Synonymes mangimike ~ pariamaso ~ ramanjereke ~ siay ~ sitaromaso ~ tsaramaso
Exemples Ny tsikirity manina,
ary ny soy malahelo;
[Fox: Hainteny, numéro 271]

Entrée soy
Partie du discours adjectif
Définition malgache  [Tanala] mbola tsy voafora: jaja soy (Zaza mbola tsy voafora) [Rakotosaona 1975]

Mis à jour le 2020/07/31