Entrée toy izany
Partie du discours locution
Explications en anglais Like that, thus [1.7]
Explications en français Comme cela [1.8]
Exemples 
1Tonga toy izany izy indray andro [2.472]
2Izany hoe mipelipelika toy izany koa ny sambolay [2.471]
3Toy izany koa ianao, toy izany koa itompoko-lahy Dada [2.470]
4Sambatra ny ray aman-dreniny manana zazalahy toy izany [2.324]
5Iza no nananatra any ialahy, no hendry toy izany ialahy? [2.293]
Mots élémentaires toy, izany

Mis à jour le 2023/05/08