Entrée izany (iny)
Partie du discours pronom [liste complète]
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Enti-manondro zavatra na olona an' eritreritra fotsiny: Iza no nilaza izany vaovao izany taminao? / Tsy fantatro izany olona izany. Matetika koa anefa ny izany dia enti-milaza hevitra na teny vao nolazaina: Ny fotoana volamena, tsarovy mandrakariva izany teny izany, rankizy.
Explications en anglais  [Richardson 1885] that, this, these, those. But not generally referring to things or people seen at the time of speaking
  [Hallanger 1973] that; those
Explications en français  [Abinal 1888] ce, cet, cette
¶ cela, celui-là, celle-là
¶ voilà: Izany mihira izany ny ankizt (Voilà les enfants qui chantent)
  [Hallanger 1974] celui-là; ceux-là
Mots composés, titres, noms 
 
Tableaux et planches tous les pronoms
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31