|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  toky
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fanantenana mafy amin' olona na amin-javatra iray: Mibanjina ny ho avy amin-toky
4 Antoka azo ianteherana: Nanome toky izy fa hanampy ahy raha vao tonga [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 confiance [1.3, 1.5]
6 assurance [1.3, 1.5, 1.13]
7 encouragement [1.3]
8 certitude [1.13]
Ohatra  9  Manome toky anao aho! [2.471]
10  Tsy azo lavina fa misy ny toky nomena. [4.27]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  17  Fikambanana 9 amin' io teny io
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny io
Teny nalaina  19  Soratra misy io teny io

Teny iditra (2/2)20  toky
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny malagasy  22 mosavy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  23 sortilège [1.3]
24 Sortilège, acte malfaisant. Le verbe mitoky veut dire ensorceler (il ne faut surtout pas le confondre avec un autre verbe mitoky : avoir confiance dans quelqu'un, se fier à lui ; encore que cette ambiguïté soit peut être voulue). Le sortilège, l'acte malfaisant se dit : fitokiana. Le mpitoky est celui qui ensorcelle. La personne ensorcelée est dite voatoky, « atteinte par le sortilège ». Ce sont des croyances encore très répandues de nos jours. [1.196]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Voambolana  27  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  28 kito, toky

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09