|
|
|
|

Teny iditra1  fahatokiana
Fototeny  2 toky
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanantenàna lehibe, hasahiana:
5 Mandroso amim-pahatokiana hamely ny fahavalo ny miaramila [1.1]

Fivaditsoratra  6 akotifahana, fahatokiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17