Entrée fitokisana (toky)
Partie du discours nom
Traduction française confiance [Rajaonarimanana 1995]
Morphologie 
fitokisana
fitokisako
fitokisanao
fitokisany
fitokisantsika
fitokisanay
fitokisanareo
fitokisan'
fitokisan-
fitokisam-
fitokisa-
-pitokisana
-pitokisako
-pitokisanao
-pitokisany
-pitokisantsika
-pitokisanay
-pitokisanareo
-pitokisan'
-pitokisan-
-pitokisam-
-pitokisa-
Autres orthographes 
Exemples 
1Fa izy hanadino ny adidiny sy ny voninahiny ka tsy hitandrina ny fitokisana napetraka taminy, noho ny fitiavana, no tsy takatry ny saiko. [Andriamalala: Zazavavindrano, page 43]
2Olona mampiseho fitokisana sy fitiavana anao, na fantatra aza fa fitokisana sy fitiavana diso petraka izany, sarotra ihany ny hampiseho aminy amin' ny fiteny ria ny fihetsika fa tsy momba azy ianao. [Andraina: I Vola, page 104]

Entrée fitokisana
Partie du discours nom
Traduction française  [Betsileo] (de toky : confiance, assurance). Préparation qu'on appliquait après avoir fait des incisions multiples aux personnes qui partaient au combat ou allaient trafiquer dans des régions jugées dangereuses. Cette pratique était censée les protéger contre les dangers. [Boiteau 1997]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31