Entrée fitokiana (toky)
Partie du discours nom
Définition malgache Fametrahana fanantenana: Manàna fitokiana an' Andriamanitra lalandava
¶ Fananana toky: Olona mendrika fitokiana iny lehilahy iny
¶ Fiankinana, fianteherana: Malefolefo ny fitokiana amin' ny haren' ny tany [Rajemisa 1985]

Entrée fitokiana (toky)
Partie du discours nom
Définition malgache Famosaviana, famorehana [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31