|
|
|
|

Entrée (1/5)1  tety
Partie du discours  2  adverbe au passé [Liste complète]
Exemples  3  Feno azy ireny tety amintsika taloha [2.117#100]
4  izy izay efa nanao famonjena betsaka tety ambonin' ny tany [2.996#23.74.12]

Entrée (2/5)5  tety
Partie du discours  6  nom
Explications en malgache  7  Asa atao rehefa mandalo mandeha eo ambony zavatra manaraka ny lavany: Tsara tety ny faritany tamin' io Solombavambahoaka io [1.1]
Explications en français  8  action de parcourir, d'aller des uns aux autres, de passer sur, d'énumérer [1.3]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés  24  7 combinaisons de ce mot

Entrée (3/5)25  tety
Partie du discours  26  nom
Explications en malgache  27  Aretim-parasisa avy amin' ny mikraoby manokana azo amin' ny fitondran-tena ratsy, ka ny amantarana azy voalohany dia fery kely izay antsoina koa hoe "kobay mafy";mafimafy io fery io ary ny isehoany dia eo amin' ny hoditra sy ny faritra mitsiranorano eo amin' ny ankasarotana ary indraindray aza eny amin' ny vava sy ny molotra [1.1]
Explications en français  28  bouton syphilitique particulier à Madagascar [1.3]
29  bouton syphilitique [1.54]
Tous les mots composés  30  rohan-tety
Vocabulaire  31  Santé

Entrée (4/5)32  tety
Partie du discours  33  nom
Explications en malgache  34  famangiana [Taisaka] [1.78]

Entrée (5/5)35  tety
Partie du discours  36  nom
Explications en malgache  37  tanety [Masikoro] [2.606#153]

Mis à jour le 2025/10/08