|
|
|
|

Teny iditra 1  voatety
Fototeny  2 tety
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 Qu’on a parcouru, sur quoi on a passé, qu’on a énuméré [1.3#699]
Ohatra  5  dia voatety izao tontolo izao. [2.445#103]
6  voatety hatreny amin'ny mpivaro-damba ao anatin'ny fotoana kely foana! [1.212#]
Tovy hevitra  7 tinety
Fikambanana  8  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how voatety
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07