Entrée famangiana (vangy)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fitsidihana; fitsapana alahelo, fanaladiana [1.1]
 Fitsidihana havana, namana, toerana: Aza hadinoina ny famangiana ny any an-tanàna [1.62]
Explications en anglais A visit [1.7]
Explications en français L'action de visiter, la visite, la cause [1.3]
 Visite [1.5]
Exemples 
1Koa rehefa vita ny famangiana dia mody. [2.366]
2Vitsy ihany tao anatin' ny taona iray ny famangiana na fanasana toy ireny. [2.356]

Entrée famangiana (vangy)
Partie du discours nom
Explications en malgache Vola entina mamangy: Ohatrinona ny famangiana hataontsika? [1.1]
 Fitsapana alahelo an' ireo tra-pahoriana na tra-boina na mana-manjo ho mari-piaraha-miory: Rahampitso ny mpifanolo-bodirindrina no hanao ny famangiana [1.62]
Explications en français Les cadeaux de visite [1.3]
 Cadeaux à l'occasion d'une visite [1.5]
Exemples Ny manan-kaja teto an-tanàna dia samy nidodododo hamangy azy sady nitondra famangiana : ondry, vorombe. [2.649]

Mis à jour le 2020/07/31