|
|
|
|

Teny iditra1  tanambokovoko
Singan-teny  2 tanana, 3 vokovoko
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 sari-na tsipika roa mifanapaka, na mandry izany (X) na mijoro (+) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 croix [1.13]
Ohatra  7  Misaotra, fa anisan' ny tanambokovoko manga aho, ka tsy misotro na dia. [2.5#]
8  Indro I Terezy kely mitsipatsipaka irery eo ambany tanambokovoko, tsy misy mpanaraka akory. [2.470#]
9  Rehefa vita io soratra io dia nokiahiny tanambokovoko teo ambany ary namboariny hoatry ny kintana io. [2.895#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12