Entrée vokovoko
Partie du discours nom
Définition malgache Anaran-kafa ilazana ny lakroa, fa natokana kosa hilazaha ireo Fikambanana samihafa famonjena sy fanasoavana antokon' olona: Vokovoko mena, Vokovoko manga, Vokovoko maitso, Vokovoko volamena, Vokovoko fotsy. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise the figure X; a cross [Hallanger 1973]
Définition française croix, forme de la lettre X [Hallanger 1974]
Définition française croix [SLP 1986]
Analogues  vokovoko misompirana
Exemples 
1Manatòna ny vokovoko mena. [FOFAFIPE: Rosovola]
2Ary dia izy no nokendren-dRaivato ny vokovoko. [Dahle: Angano]
3Karandohan' omby tohizin-kazo mitsatoka no eo ankavanan' ny vokovoko. [Rabemolaly: Fary]

Mis à jour le 2020/05/14