Entrée tabiha sy rehareha
Partie du discours locution
Explications en anglais  [Hallanger 1973] tabihanay sy reharehanay: our glory and our pride
Explications en français  [Hallanger 1974] tabihanay sy reharehanay: notre gloire et notre orgueil
Exemples 
1 [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 65] Ary ho lehibe sy hifanantitra amin' izy mivady ireo, ho tabiha sy reharehany.
2 [Baiboly: 19:001:004/Estera 1:4..] ary nasehony andro maro, dia valo-polo amby zato andro, ny harena amam-boninahitry ny fanjakany ary ny tabiha sy rehareha momba ny fahalehibiazany.

Mis à jour le 2022/12/02