|
|
|
|

Entrée1  sorisory
Partie du discours  2  nom
Radical  3  sory
Morphologie 
4  Simple :
5  Préfixée :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Noms :
Explications en malgache  13  [1.1] Fahadisadisana avy amin' ny tsy fananan-javatra hatao, na fahasosotsosorana
Explications en anglais  14  [1.7] vexation, annoyance
Explications en français  15  [1.8] chagrin, vexation
Exemples  16  [2.471] Nanomboka teo dia arakaraka ny nitomboan' ny fahafinaretako amin' ny fiarahana amin' i Lanto no nitomboan' ny sorisoriko rahefa voatery hitafa amin' i Masy.
17  [2.472] Isan-kariva, nataon' izy telo mirahalahy sy ireo mpiara-misakafo aminy mpanala sorisory azy amin' ny mozikany ilay mpitendry zavamaneno.
Vocabulaire  18  Emotions

Anagrammes  19  risoriso, sorisory

Mis à jour le 2025/07/29