Entrée sory
Partie du discours nom
Définition malgache Zavatra manelingelina ny saina ka mahatonga ny tena ho madisadisa: Miteraka sorisory ny adiady amin'ny tany amamonina [Rajemisa 1985]
Dérivations 

Mis à jour le 2020/07/31