|
|
|
|

Teny iditra1  sorisory
Fototeny  2 sory
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fahadisadisana avy amin' ny tsy fananan-javatra hatao, na fahasosotsosorana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 vexation, annoyance [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 chagrin, vexation [1.8]
Ohatra  7  Nanomboka teo dia arakaraka ny nitomboan' ny fahafinaretako amin' ny fiarahana amin' i Lanto no nitomboan' ny sorisoriko rahefa voatery hitafa amin' i Masy. [2.471]
8  Isan-kariva, nataon' izy telo mirahalahy sy ireo mpiara-misakafo aminy mpanala sorisory azy amin' ny mozikany ilay mpitendry zavamaneno. [2.472]
Haiendriteny 
9  Tsotra :
10  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Voambolana  18  Ontam-po

Fivaditsoratra  19 risoriso, sorisory

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19