|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 sedra |
| Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Andrana, fitsapana zavatra mba hanamarinana ny maha-izy azy marina, ny maha-tsara na maha-sarobidy azy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a trial
5 tried or tested [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 éprouvé
[1.8] 7 épreuve [1.13] |
| Ohatra |
8 Vazaha roa lahy koa, mahery fo sy sahy sedra, no nalefa nitondra basy tany Ambodivoara.
[2.472]
|
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 18 Sedra |
| Singan-teny | 19 sedra |
| Sokajin-teny | 20 anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana] |
| Voambolana | 21 Haisoratra: boky |
| Mpanoratra |
22 Andriamanantena Georges |
| Mpanonta printy |
1993. |
| Fivaditsoratra | sedra, Sedra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|