|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sedraina |
| Fototeny | 2 sedra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Andramana: Efa nosedrainao ve io fiara kasainao hovidina io?
5 Tsapaina mba hanamarinana ny maha-izy azy marina, ny maha-tsara azy: Sedraina ny volamena sao tsy izy fa sandoka [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be tried or tested
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 qu'on met à l'épreuve
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 12 isedrana, sedraina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|