|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  misedra
Fototeny  2 sedra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manandrana: Lasa nisedra ilay bisikilety vao novidiny izy
5 Mitsapa: Misedra ny olombelona amin' ny fakampanahy Andriamanitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to try, to test [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 éprouver, essayer [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)12  misedrà
Fototeny  13 sedra
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misedra [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  misedra, misedrà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20